Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninkazo voarara
C Zah saika idrana ilay tanany mba hoe ho anah G Tondro-molotra sy fitaka no setriny ah Am7 Sangisangy ireny zary zava-poana F G sus2 G C Satria izy kay tsy tokana fa manana olo-tiana C Tiako aloha aho raha mba hoe angala-toerana G Fa io nge tsy itambarana fadia anah irery ihany Am6 Em Ka aleo ijanona ho mpiondana F G C F'enao ve moa tsy itodika raha misy fo mtempo any Ka mba teneno anah izay tsy ampyy Fa zah ne vonona hiafyyy Raha sanatria nareo misaraka Aza menatra manantona fa mbola misy fitia (Fa mbola misy fitia x2) Refrain: Fa zah ne oa tsy anozona ilay fiarahanareo Fa ny hany sisa azo atao dia hoe ny manadino anao (he he) Ka dia veloma mapamangy Veloma mapamangy Dia ny foko no nidoboka fa zah lou tsy najery yeah Ilay herim-po nihirahiraina lasa fery yeah Ka aleoko indray nanohy ny diako Tsy vitako ny anao veloma fa dia mapamangy yeah Za tsy anozona tsy anaratsiratsy azafady Ranomasom-pifaliana ny aty f'aza manahy (yeah x2) Efa zatra miafy zah Zatra miafy ah Ka mba teneno anah izay tsy ampyyy Fa zah ne vonona ny hiafyyy Raha sanatria nareo misaraka Aza menatra manantona Fa mbola misy fitia x2 Refrain x2
