Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako ianao
Fm# E D C# Raha iny zaho ’ndeha hody iny nahatazana anao Voatery izaho nanatitra anao Fm# E D C# Tsy nampoiziko tokoa ny hahita anao Hafaliana ny fo fa tiako ianao D E Fm# Tsy tsapako intsony ilay izaho te-hody iny D E A Satriko foana anilanao D E Fm# ’Zaho tsy te-hody fa hanaraka anao D E A Satriko foana anilanao Fm# E D C# Tiako ianao, eny tiako ianao Mamiko ianao lahatra izay Fm# E D C# Tiako ianao, eny tiako ianao Mamiko ianao lahatra izay Tsy tsapako intsony.....
