Ampidiro aloha ny tenimiafina
Voninkazo voarara
LAm Zah saika idrana ilay tanany mba hoe ho anah Mi Tondro-molotra sy fitaka no setriny ah FA# Sangisangy ireny zary zava-poana SOL Satria izy kay tsy tokana fa manana olo-tiana LAm Tiako aloha aho raha mba hoe angala-toerana Mim Fa io nge tsy itambarana fadia anah irery ihany FA# Ka aleo ijanona ho mpiondana SOL F'enao ve moa tsy itodika raha misy fo mtempo any LAm Ka mba teneno anah izay tsy ampyy Mim Fa zah ne vonona hiafyyy FA# Raha sanatria nareo misaraka SOL Aza menatra manantona fa mbola misy fitia (Fa mbola misy fitia x2) Refrain: Fa zah ne oa tsy anozona ilay fiarahanareo Fa ny hany sisa azo atao dia hoe ny manadino anao (he he) Ka dia veloma mapamangy Veloma mapamangy Dia ny foko no nidoboka fa zah lou tsy najery yeah Ilay herim-po nihirahiraina lasa fery yeah Ka aleoko indray nanohy ny diako Tsy vitako ny anao veloma fa dia mapamangy yeah Za tsy anozona tsy anaratsiratsy azafady Ranomaso
