Ampidiro aloha ny tenimiafina
Nolalovanao
Lay nofinofy mamiko hatrizay Lay noheveriko tsy ho to intsony Hoe iaina anty fitiavana iray toy ny anaty horonan-tsary Hoe tsy ho tsaroako intsony ny rehetra Ny saiko hangina fa ny foko hitroatra Ho afaka hitempo fitia tsy voafetra, hitia tsy misy fepetra G D/F# Em C G/B Am6 /G D/F# Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka amizay G D/F# Em Am6 G/B C D G Nolalovanao ka fantatro fa ianao ilay fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay Nohveriko fa tsy mba izaho No ho tojo olona iray dia ianao Ka hiparitaka tsy hahalala intsony ny ambany sy ny ambony Nihoarako daholo ireo fefy Tsy henoko intsony ireo zay niteny hoe tsy mety Ny hany tspako fo feno fifaliana fa tojo fitiavana niriana Nolalovanao vao tsapako fa hay lay nofinofy iray ho tanteraka aminzay Nolalovanao ka fantatro f'ianao ilaly fitiavana iray tanaty nofiko hatrizay Ka fantatro f'ianao ilay fitiavana iray niriko ho mandrakizay
