Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsotr'izao
TSOTR'IZAO ZAY D/F# G C D Tsy hanihany na kilalao G C D No mahatonga ahy hitia anao G C D Fa fitia avy ao am-po, Bm C C G/B Lay tsy mba mety ho lo Am D D7 G Fitia tsy rendrarendra fa ho doria D/F# G C D Tsy haitraitra fa tena tia G C D Vonona mihitsy ny hiara-dia G C D Bm C C G/B Vonona hamafa ireo lasa, hanolotra ho anao Am D D7 G Fitiavana mandrakizay vaovao D/F# Em C#7+9-5 D Tsy hoe hilaza fa izao rehetra izao Bm C C G/B No atolotro ho anao Am D D/F# Toa ho nofy ihany izany Em C#7+9-5 D Fa izaho sy izay mikasika ahy rehetra Bm C C G/B Fitiavana tsy misy fetra Am D D/F# No omeko anao tsotr’izao !
