Requiem to madness
E G#m B E E-F#m-G#m
Anio aho hilaza sy hitantara aminao
C#m F#m B A
'Ndeha hatao fanao 'reo zay mba tinao
G#m G#m C#m Bbm
fa marary, mampijaly,
B E E
rehefa injay, ianao no tsy mamaly
Satria ianao toa malala ahy ihany
Ny ao anatiko ao rehefa injay tomany
Toa fanahy, mila ainga foana,
mampanahy, sao dia lasa moana
F#m-G-G#m E
Fa ny antsika roa mantsy anie, tantara tsy ho vita
G#m Bbm B
Isika roa efa miha-lehibe, jereo ireo zanan-tsika
A F#m F#m C#m
Ny hany azo ataoko angamba, mianatra mandeha
C#m-G#m-A-B E
Isika roa ihany ny dia ahita be dia be
Rahatrizay, hifankafantatra hisika
dia ho tafaray, (ny) lalam-piainantsika
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria
dia hitohy, tsy hifankafoy,
hifankatia, mandrakizay doria