Pas de titre disponible
Satry ihany ny tsiky no hameno, handravaka ny tavanao la si7 mi Re do# Mba tsy hikentrona intsony ny tarehy Do Re Sol Satry ihany ny hira no ho heno, hivoaka ny molotrao la si7 mi Re do# Mba tsy ho taraina intsony no ho re Do Re7 Sol Indrisy anefa mbola tomany la Re No manamando ny tava si Mi Noho ny fahoriana misesy la Re Sol Mbola toloko ihany la Re7 No mivoaka ny vava si Mi Fa fahantrana tsy mety resy la Re Sol Satry ihany ianao tsy ho noana, ary koa tsy hangetaheta la Si7 mi Re do# Mba tsy handry fotsy lava izao Do Re Sol .. Sol7 Satry ihany izay manoloana, tsy ho feno herisetra la Si7 mi Re do# Ka hilaminan-tsaina fehizay ianao Do Re Sol Indrisy tsy nisy niditra am-bava la Re7 Ny tenda koa zary maina si Mi Ny tsy fisiana tsy mahavoky la Re7 Sol.. Sol7 Mbola tebiteby lava la Re7 Tsisy hilaminan-tsaina si Mi Sady kivy ianao no very toky la Re7 Sol .. Ianao miezaka hatrany la re Mihoatra ho tafita si Mi Tsy miraviravy tanana la Re7 Sol Tsy maintsy mbola hivaly ihany la Re7 Tsy maintsy hahita si Mi Ny anjara fiadanana la Re7 Do si la Sol
