Ampidiro aloha ny tenimiafina
Angolavaitra
C G Amin F C Tapatapaka-môza nanaovanao fefy G C Hiaro tanàna C G Amin F C Evokevo-dranomena laroina tambavy G C Dia lasa ody an-doha Amin (Basse Amin/E) Fitiavako anao e mba mety ho toy izany Amin (Basse Amin/E) G Ny ady natao e leferiko ihany C G F/Dmin F’io tsikitsiky io aky dia angolavaitra C G C F’io no mamatotra antsika Vakivakina voatavo no toham-baliha Tsy mety mangina Horakoraka ao anaty ilay feon-dokanga Fitendrinao ho ahy Ifalifaliako e itabatabako Fitiavako anao e mba misy hiantako Raha sendra malama ho’aho ny lalako ety e Tsipazo antsamotady aho Kesika tsy boboka aty nandrian-jatovo Tsy ketraka akory Verokely itoeram-pody Milefitra ambany tsy folaka akory Misafotofoto e mikopa-tadio Mety hanavandra e hikotroka anio Tohanako sandry aky ny oram-panala F’io tsy hampihontsona antsika
