No title found
Title
No title found
Submitted by nyAntsivA
On 10/05/2012 17:22
Hits : 92
D A
Marary ny aina tsy eo ianao
B G
Nihafy aho, niharitra hatrany
D A G
Nafeniko ao anatiko ao mba ho ahy irery ihany
D A
Tsy tanty ilay hoe tsisy anao
B G
Na hiambo ary tsy haneho ny tomany
D A G
Tsy eken'ny saina anefa ny hiaina tsy hilaza an'izany
A G
Te hiantso ny anaranao (Ary)
A G
Antenaiko fa mbola hiaino (hiandry) ahy ianao
D A B
Ref : Androany aho mba hamela ity foko hanambara
D A G
Tsy aritro intsony, tsy andriko ny hahita anao
D A B G
Nanahy aho, ka aleoko hijery ny any afara
D A G D
Tiako ianao, tsy hiova, tsy hanary anao M m m m m...
D A
Ekeko fa variana ihany aho
B G
Indraindray toa tsy heno hatrany
D A G
Iriko mba ho tsapanao fa mandalo ihany izany
D A
Hinoako anefa indray andro any
B G
Ny hahita azy tsy anaty tomany
D A
Ho fihiniko ary hanao izay mety aho
G
Ho azy irery ihany