Mbola ho avy ny andro
Mbola ho avy ny andro ahatsiarovanao ahy, B C D E Amin’ny ora tsy ampoizimpozina, B C D Mbola ho avy ny andro hampahory ny fanahy, B C D E Hanembona ahy ianao ka hiodinkodina, B C D Mbola ho avy ê ! irony nenina ê ! B A G A Hitsako ny hadalàna, hangidy izay telina ê ! B C D E Mbola ho avy ê, hangirifiry be, B A G A Efa tsinjoko hatraty sahady fa ho ranomaso be, B C D E Mbola ho avy ny andro hanakoako an-tsofinao, B C D E Ireo dinantsika izay nosehinao, B C D Mbola ho avy ny andro hivatsy ny famerim-bolanao, B C D E Hohitanao eo ihany izany ngidiny à ! B C D Mbola ho avy ê tsaroako tsara anie B A G A Fony aho nilaozanao anie ka nahatsiaro fanina ê B C D E Mbola ho avy ê, tsy ho ela akory anie B A G A Mbola higoka ianao ny ngidin’ny ranomaso nateliko ê. B C D
