Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpivahiny
Intro: D- | % | A- | % | G- | C7 | F | E-7b5 : A139b | Mpivahiny indray D- No iantsoako anao A- Satria mpandalo G- Tsy nijanona hiara mikalo C7 F (miserana toa nofy) C7/E A- Trano foana indray no ho namanay D- A- No sisa zohiana mamanala G- Tsy hisy hafaliana C7 F (jiro kely mitsilopy) C7/E A7 Faniriany ny hijanona eto D G D Hatry ny ela G Nefa voasakan ny zava-misy E- A7 Tsy ho tavela D (maj7 fa azo atao tsotra) Raha ny tiany izy tsy hiala teto D G D Ndrisy anefa G Reo namana hafa koa mbola misy E- A7 Tsy ahy irery D- (minmaj7) Any andro iray Zay fotoana izay No ho mamy indrindra Hifanena ilay ela tsy hita (mila saro tsaroany) Faniriany ny hijanona eto Hatry ny ela Nefa voasakan ny zava miys tsy ho tabvela Raha ny tiany izy tsy hiala teto Ndrisy anefa Reo namana hafa koa mbola misy Tsy ahy irery Hiato tsy hitempo angamba ny fony Amin izay andro izay Lasa tokoa lay fisaonan ny fo Ny ora aza hitsetra tsy handeha Tsy hihodina ihany Foana ireo nampijaly taloha
