Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fihin-tànanao
Fihin-tananao... G. Ilay tsikinao isa maraina d'efa ampy ahy C Ho fifaliako, ho sitrako sy tiako G Fankaherazanao hanala ahiahy C Tsy hohadinoiko, ho sikotra am-poko D Fihin-tananao maneo fahavononana D Mba hiatrika izay adiko sy olana G C Raha sendra mitomany, ho tojo ilay ankaso G D Ny tananao no inoako,mahafafa ranomaso G C Tsy anjely nefa ianao,mifono mistery amiko G D G Be fitiavana,andrianiko ho tiaviko Indro aho fa niova nanam-pahendrena Niova ny fiainako, niova ny fisainako Dia tsisy afa tsy ianao no voajeriko Mamiko tiako, tokana fidiako Tokinao tsikinao,ampy ho andriko Efa fantatrao fa ianao anie no mpiadiko Tsy taitra randram-bao,fa mionona aminao Ana tsy mba irery,tsy sanatria voafehy
