Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ndeha re anaka
Asus4: X02230 C#7: X43404 E?:xx2001 G#m5-: 4201XX (mampiasa am corde 6) F#5+: XX4336 Asus4 A Ndeha re anaka Asus4 A Ny reninao antony Asus4 A Fa ory zanaka Asus4 A (Bass A Ab A F#)= passage Mangasihasy ny fony F# (bar) C#7 Aza mitsara D (bar) A (bar) Izay mety ho vitany B G#m5- A F\\\'izy efa nanambara B7 E? Fa neniny ny vitany F#5+ C#7 Koa manantona D A Fa reninao io B G#m A/G#/ F# (Jeu de Bass) Aza andrasana hifona B7 E? A Fa mba tsiditsidiho A/B/C (bass) C C Koa mandehana Adinohy ny fahiny Fa raha misy fahotany Tsy azy irery ny tsiny Raha tapaka ny tady Tsy izy irery no elohina Fa olon-droa no mivady Samy manana ny anjara adisoana Teny nifampierana No nisarahanay teto Zaho ty mitàna Anao eto anilako eto Efa tonga ny fotoana Izay anantonany Omenareo mihaona Mianara miara-dia Sady ianao efa ela No nahatsapa ny fahabangany Koa mianara mamela Mandehana mankany
