Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy mahagaga
E C#MIN Tsy mahagaga toy izao F#MIN A Raha toa nosoloiny ianao Olon-kafa vaovao ny anilany eo Ref : Vao niandoha dia fantany Toa nahatsapa izy hoe resinao Ka niaretany avokoa ireo toetranao Noheverinao adala angamba izy samirery Tsy ahalala fitia tsy ho azy Nataony am-po tadidiny satria mafy Fony izy nanjohy ny hafa Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao Nohadinoiny tsy hisy intsony Tsy ho azy ianao tsy ho azy ianao Fahotana avy aminao No nahatonga izao rehetra izao Mety ho tsapany tokoa Raha niova ianao Ref: Vao niandoha...
