Ampidiro aloha ny tenimiafina
Embona
ACCORDS amina reglage gitara tsotra io. MI la RE Sol Si Mi DO MImin FA Embona sy hanina SOL DO(bass SolDOSI ALOHAN4NY HIDITRA LAM) Tsiahy mahafanina LAM REm Ngoly ny fo mamelovelo SOL DO Madisadisan'alahelo DO MIn FA Ny havona tazanina SOL DO Tsy hita ho dinganina LAM REm Fa lavitra loatra ianao ka tsy tratra SOL DO Ny aina marary ny fo maratra LAm REm Fa ny antsoko ny akony no mitampody SOL DO Mba nihika mafy ihany aho fa tsy tody SIb LAm Izay jereko manjavozavo SOL DO Takon-drahona sy vohitra avo LAm REm Fa mahery sy masiaka ny onja SOL DO Tsisy lakana mety afaka hitondra SIb LAm Ny maso no alefa maminany SOL DO Hibanjina anao any ho any Alahelo sy toloko Raha vao injay tsaroko Fa noho ny asoparan'ny tany Izaho aty ianao lavitra any Tsy azo hihadiana ny anjara Izay angamba no heveriny ho tsara Izaho tsy kivy tsy ketraka Na dia mangidy mavesatra Fa ny ahy dia fitia tena marina Na anaty onaona aza ho tafarina Na halevina mety handifitr'olona Hiposaka haniry hamololona Ny hany hafatro dia ny hoe matokia F'izaho tsy hitsahatra ny ho tia Tsy ny halavitana tsy ny taona No ahasakana ny fontsika tsy hihaona DADAH
