Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fo vaovao
Dm Am Tsy mety mionona intsony 'lay fitia C Am Tsy mety fa mitroatra Bb Gm A7 Tsy mety mitony f'efa babonao Dm Am 'Zay rehetra atao tsy very dia aho C Am F'ianao tiako loatra Bb Gm A7 Ny eritreritro rehetra manaraka anao 'Reo teny mafy fanaoko toa nandratra Nihafinao hatrizay Ny fihetsiko toa tsy nitory fitia Bedibedy koa haiko fa tsy zaka Dia raozy ankiray Noheveriko fa ampy hampionona an-dry Dm Bb Sokafy ny fonao mba hidirako F C F'ianao irery ihany no afaka halala Dm Bb Marary anatiko ao ka mila tsy tantiko F C C7 Fantatrao ihany izay tia adala F C Dm Tia ka mahafoy anao aho Bb Gm 'Zay rehetra nankarary anao A7 Dm Nefa niniako foana mbola natao Bb C Dm Hadinoy fa ny foko dia hiova vaovao Ato anatiko mahamay tsy tanty 'Lay fitia ho anao Tsy hay tohaina, tsy hay atao Fa ny fo babo loatra tsy mahatanty Tsy mahay hatrizao Atao ahoana no tianao hitiavako anao
