RY LASAKO
Title
RY LASAKO
Submitted by rnjp
On 30/10/2006 12:37
Hits : 1360
RY LASAKO
C (6) C7 (2)
Ry lasako dia toy ny rano
F (8)
Mikoriana tsy tana
G (12)
Mitety lohasaha dia mamantana
C (4)
Any an-kady
C (6) C7 (2)
Anio aho toa mba mitony
F (12)
velon-kira sy faly
C (4) G (4) C (1) F - E - D - C (2)- B - A (arpe)
Rahampitso dia ho maloka indray
G (8) C (8) Em(8) Am(8) D7 (4) C(4) G(4) C(4)
Ref:Ry lasako (2) m m m
A7 (4)
D (6) D7 (2)
Tsy ianao irery no toy izany
G(8)
Fa angamba koa misy ihany
A (12)
Malahelo indraindray
D(6) D7(2) G (12)
Izy mirana iny dia fantaro
D(4) A(4) D (1) G - F# - E - D(2) - C# - B (arpe)
Fa mitomany raha mahatsiaro ny taloha
A (8) F# (8) Bm (4) E7 (4) D(4) A(4) D(4)
Ref:Ry lasako (2) m m m
ireo isa ao anaty (...) dia ny isan'ny gratte
ilay hoe arpe kosa dia atao arpège fa tsy accord dia mazotoa eh