Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho mitia
An an an! Tsy tsapanao tokoa ny ato anatiko ato Tsy haiko koa, tsy fantatro fa marary ahy ny aiko Ianao efa nitia, efa tapitr'ohatra malalako ô Izaho nitia nisento toa ... hummm ..! Raha fotoana kely tsy maha eo anao Toa very, malemy ka tsy hita izay atao Mitady ilay fitia ho tonga eo no ho eo Rahavako ô Izaho akia, misento toa ... hummm ..! Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako Adala ve aho raha toa mitia tahaka izao Eny tokoa, ianao no fanafodiko Tiako ianao, Tiako loatra ianao mba ho fiainako ... Raha fotoana kely tsy maha eo anao Toa very, malemy ka tsy hita izay atao Mitady ilay fitia hotonga eo no ho eo Malalako ô Izaho akia, misento toa ... hummm ..!
