Ampidiro aloha ny tenimiafina
Volasoa
A Gagagaga ianareo, A Gagagaga tokoa A Raha hotantaraiko anareo A E Ny tantaran'i Volasoa A Kanefa, kanefa, D Aza atao manafintohina E Fa mba tantara, E(?) A Tantara ny ahy ! A Mivarobarotra eny an-tsena eny A E Izany mantsy no mba asan'ikalakely A Kanefa, kanefa D Tsy manana entam-barotra E A Fa ny tenany ihany no mba varotra A D A Volasoa, ampelasoa ! (bis) Ao koa anefa ireo zay tena mividy Misy koa aza miady varotra Varotra tsy raikitra hono Tsy maharatsy fihavanana Ka lavin'i Volasoa satria Azony lavina ! Volasoa, ampelasoa ! (bis) Firy taona izay no nanaovany ny asany Hatrizay, hatrizay, Dia velony ny tenany Manaja ny asany raha i Volasoa Manaja azy avokoa ry zareo ao amin'ny Andrisoa Volasoa, ampelasoa ! (bis)
