Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy misy lohateny
Introduction: Mi- avy eo tonga dia manao solo kely @ corde ré hoe: sol/solb/sol/solb/mi Si- mi- si- Nahoana kay ny olona ety re do No tsy mahay taratasy mi- si- Nahoana kay ny kilonga ety re do Tsy mahalala lakilasy mi- sol re Taratasin'izy ireo dia ny tany amboleny do mi- Ny angadin'izy ireo no fanoratany eny mi- sol re Ny fiainan'izy ireo dia mivelona amin'ny tany do si- mi- Fonenan'izy ireo tsy mba any an-danitra any Nahoana kay ny olona ety No noana fahavaratra Nahoana kay ny olona ety Tsy manambola fahavaratra Ny volan'izy ireo tsy mb'izany vola izany Ny harenan'ireo dia ny vokatry ny tany Ny fiainan'izy ireo dia mivelona amin'ny tany Fonenan'izy ireo any ambanivohitra any Nahoana kay ny fiainana ety No sarotra ivelomana Nahoana kay ny fiainana ety No sarotra iainana Ny tanin'izy ireo dia tany halan'orana Tananan'izy ireo, tanana halan-drivotra Volin'izy ireo sangisangin'ny avandra Kilongan'izy ireo mararirary lava re do sol Ny fiainan'izy ireo, fiainana lavitra antsika sol re Ny fianan'izy ireo, fiainana any ambanivohitra re do sol Ny fiainan-tsika ety, fiainana andrenivohitra sol si- Ny fiainan-tsika ety, fiainana manao ahoana do sol re Isika mamantatra an'izany Hery (Tsiahy avy aty Mozambique)