Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ny fahalemeko
REmin SOLmin REmin/SIbmolmaj/LAmaj7 Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy REmin SOLmin DO/DO7/ FAmaj Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy LAmin REmin DO/DO7 / FA Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao REmin SIbmolmaj/LAmaj REmin Ka namangiako tany, sy havoana vaovao Anefa fahafaham-po, tsy naharitra akory, Fa hadalan’olon-droa, fanalana sorisory Ny hatanorako, no tsy tiako fefena Ka nanimbazimbako ny fifanekena Raha manoloana anao androany Ka mivaky toy izao Dia nohon’ny foko manontany, ny antony Nandaozako anao Ka tsy navelany ahy, raha tsy niarina Mba hamonjy anao, ahitako ny marina Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy Io no fahavalo, tsy maintsy no hatrehako Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako
