Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fahazazana
ity zany ny tondropeogitara le hiran' ny mahaleo oe "veloma ry fahazazana" (raha ny fahaizako anazy aloha e, ra misy diso de mba lazaio any a, lol) do sol la(min) mi(min) Veloma, veloma ry fahazazana fa sol Veloma, veloma rehefa tsy tamana. do sol la(min) mi(min) Veloma f'izaho tsy afaka hitana fa sol do Veloma, veloma ndeha ka faingana re(min) sol Avelao aho hamoy fo mangina re(min) sol Eto akaikinao, akaikinao ry tiana mi(min) la(min) Torimaso, sakafo sy lalao fa sol No niarahako taminao. do sol la(min) mi(min) Arahaba e ry fahatanorana fa sol Arahaba e ry fahalalana do sol la(min) mi(min) Arahaba e ry fahadalana fa sol do Tsy ary voatanisa sarotra isaina re(min) sol Nigoka, nifoka ary koa nijangajanga re(min) sol Ny ota rehetra indro nitranga mi(min) la(min) Kilalao hafa kely no natao fa sol Niova tantely isan'andro izao. do sol la(min) mi(min) Dia veloma e, ry fahazazana fa sol Veloma (2) rehefa tsy tamana. do sol la(min) mi(min) Veloma f'izaho tsy afaka hitana fa sol do Veloma(2) ndeha ka fainganana re(min) sol Nananontanona ary ny fahanterana re(min) sol Miandry any am-pasana ilay toerana mi(min) la(min) Mitomany indray ny fahazazana fa sol Ny fahafatesana nefa tsy azo ialana. do sol la(min) mi(min) Dia veloma e, ry fahazazana fa sol Veloma (2) rehefa tsy tamana. do sol la(min) mi(min) Veloma f'izaho tsy afaka hitana fa sol do Veloma(2) ndeha ka fainganana napetrak'i lou.rana ny 14 oktobra 2005 lou.rana@laposte.net
