Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fasan'adala
FASAN’ADALA LAmin REmin MImaj LAmin Toa mahonena ny mijery eo am-baravarakely ity fasan’adala LAmin REmin MImaj Maty nefa toa tsy misy hoe mba manana namana indrisy MImaj LAmin Fa mitalaho mihintsy izy REmin/DO/SI/ SOL Toy ny fahavelony tsy nanan-kavana MImaj LAmin Ireo vorona an’ala no sisa namana Toa mahonena ny maheno eo am-baravarakely Ny siokam-borokely Mandrakotra ny fasana indray maraina ireny Ny zavony ririnina sy ireo feon’ahery Adala mantsy ka hadinoina toa ny biby novonoina Tsy mba nomena fitiavana Mangidy anefa raha tavela toy ity adala irery Ao am-pasana ao Toa mahonena be ihany ny mahita dongon’tany Feno bozaka malazo Vovoka sy faka-kazo no manampy ano Hanatrika ity fahanginao mba sarao Iza re no mahalala fa ianao io adala tsy very fa ao an-dohako ao tsy maty fa ao an-dohako ao MAHALEO
