Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aleloia
sol mi do sol/do/sol Aleloia aleloia aleloia ô sol mi do re Aleloia aleloia aleloia ô sol mi do sol/do/sol Aleloia aleloia aleloia ô soldoresol/do/sol Aleloia. sol do/sol do re sol/do/sol Raha falifaly ianao, sol do/sol do re sol Raha malahelo ianao, sol do/sol Miaraha aminay, sol do/sol MikambAna aminay, sol mim do re sol Ka hiaraka hihira hoe : Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia. Raha falifaly ianao, Raha malahelo ianao, Aza mitanondrika, Raiso ny gitara, Ka hiaraka hihihira hoe : Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia aleloia aleloia ô Aleloia.
