Fitia antsokosoko (Meloka)
Hira : FITIA ANTSOKOSOKO Mpihira : MAHALEO sol sim mi Fantatro fa tsy azo atao do mi lam Meloka aho minia mitia anao fa mi lam Saingy tsy voatanan'ny foko rem sol do Ny Hitia anao antsokosoko Notanako am-po tsy miloaka Noferaka tsy navelako hivoaka Kanefa toa hery tsy haiko tohaina Tiko ho dradradradraina sol do Fa ianao anilako eo sol do Hitako sy reko feo mi fa Toa akaiky nefa tsy tananako do sol do Tsy ho ahy iano fa fantatro Ny taonantsika koa manelanelana Izaho efa halazo ianao vao hamelana Ny ahy misy tady eny ambozonana Midiridiry tsy hay takonana Ny lalantsika tsy hifanantona Tsy hihaona akory dia indro mihantona Samy tia nefa tsy manantena Ny lalantsika tsy hifanena
