Ho Maraina

Title Ho Maraina
Submitted by Moreno06
On 9 hours ago
Hits : 19
    Alimbe vao Maory

tsy maintsy hifoha maraina e (x2)

alimbe vao matory 

tsy maintsy hifoha maraina e (x2)



ny maraina 

izato havitrianao 

manosika varamba 

mitsiky fa tsy mitalaho 

mamakivaky andavamamba 

ery mibaby zaza koa 

mivarotra amorondalana a!

voanjo amidy amin'ny madco

no antoka mba hinanana 



Ref : alimbe vao matory 

        mbola hifoha maraina e (x2) 

        alimbe vao matory 

        mbola hifoha maraina e (x2)



ny maraina 

gony ho efa polo

taritinao amin'ny sarety 

ny hafanana toa mandoro 

fa ianao mijoro toa tsy mba resy 

alimbe vao tafody 

io fa mba nilaoka atody 

tsy ela indray dia ho ampitso 

mbola izy ve no diso 



Hanananao ny fikirizana 

mitraka ianao na dia vizana 

tsetsatsetsa sy taraina 

oviana vao tena ho maraina 



Ref : alimbe vao tafody 

        mba nilaoka atody e (x2) 

        alimbe vao tafody 

        mba nilaoka atody  e (x2) 

        ho maraina 

  
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0066