Suspens
All photos...
Submitted by Rabehasy 15/09/2002 15:42
Suspens's song 0 Click here
Hits : 2094
Likes : 0 Like
More info
Mirongatra be eto Madagasikara ny kolo-tsaina ary ny tanora vao misondrotra eo amin'y sehatry ny hirahira no tena mampitombo izany harena izanyNy tarika "SUSPENS" dia tafiditra ao anatin'ireo atao hoe "Girl's Band" izany hoe tovovavy 4 izy no ao anatin'ny tarika ary ny mahasamihafa azy ireo amin'ireo namana artiste hafa dia izay SUSPENS izay izany hoe ny hiran'izy ireo dia milaza ny zava-misy, fiainana andavan'andro, indrindra ny fiainan'ny tanora eto Madagasikara...
Horonam-peo iray no efa navaokan'i SUSPENS izay mitondra ny lohateny hoe "Joba Manala azy" izany dia misy hira 8 ao anatiny ary saikaankafizin'ny tanora avokoa.
Ila A
- Joba Manala azy
- Voady Fosika
- Be saritaka
- Paradisa suspens
Ila B
- Ngomangoma
- Tontoloko
- Love
- Mi-geste
- Karakôry.
Comments about Suspens
Rabehasy (15/09/2002 19:42)
Mirongatra be eto Madagasikara ny kolo-tsaina ary ny tanora vao misondrotra eo amin'y sehatry ny hirahira no tena mampitombo izany harena izany
Ny tarika "SUSPENS" dia tafiditra ao anatin'ireo atao hoe "Girl's Band" izany hoe tovovavy 4 izy no ao anatin'ny tarika ary ny mahasamihafa azy ireo amin'ireo namana artiste hafa dia izay SUSPENS izay izany hoe ny hiran'izy ireo dia milaza ny zava-misy, fiainana andavan'andro, indrindra ny fiainan'ny tanora eto Madagasikara...
Horonam-peo iray no efa navaokan'i SUSPENS izay mitondra ny lohateny hoe "Joba Manala azy" izany dia misy hira 8 ao anatiny ary saikaankafizin'ny tanora avokoa.
Ila A
- Joba Manala azy
- Voady Fosika
- Be saritaka
- Paradisa suspens
Ila B
- Ngomangoma
- Tontoloko
- Love
- Mi-geste
- Karakôry.
Ny tarika "SUSPENS" dia tafiditra ao anatin'ireo atao hoe "Girl's Band" izany hoe tovovavy 4 izy no ao anatin'ny tarika ary ny mahasamihafa azy ireo amin'ireo namana artiste hafa dia izay SUSPENS izay izany hoe ny hiran'izy ireo dia milaza ny zava-misy, fiainana andavan'andro, indrindra ny fiainan'ny tanora eto Madagasikara...
Horonam-peo iray no efa navaokan'i SUSPENS izay mitondra ny lohateny hoe "Joba Manala azy" izany dia misy hira 8 ao anatiny ary saikaankafizin'ny tanora avokoa.
Ila A
- Joba Manala azy
- Voady Fosika
- Be saritaka
- Paradisa suspens
Ila B
- Ngomangoma
- Tontoloko
- Love
- Mi-geste
- Karakôry.
Suspens's song (0)
Audio not found