Masina
Sary rehetra...
Nampiditra nionja 17/04/2006 09:04
Hiran'i Masina 0 Jereo eto
Vangy : 1414
Mpankafy : 0 Ankafizo
Hevitra momba an'i Masina
nionja (17/04/2006 09:14)
Masina dia tovolahy mpanao rap . Mpikambana tao @ tarika maro izy toy ny : Kronika, Delegasiona (peace!), Pik'2, MST . Eo am-pikarakarana ny raki-kira voalohan'ny Delegasiona (ambany gorodona) miaraka @ry Snorky(dj), NIO, LTK ary TSK (taggeur) ny tenany @zao.
Hiran'i Masina (0)
Mbola tsy nisy nampiditra hira
