Manda gabriel

Add a photo Submitted by Daman
21/03/2017 13:31
Manda gabriel's song 0 Click here
Hits : 398
Likes : 1 Like
Razanakolona Manda ambinintsoa gabriel
No tena anarany' teraka tamin'ny 04'04'1997 tao fianaratsoa.. Efa niteraka iray sady efa manambady'''

Manana talenta manokana izy amin'ny famoronana ''poesia''
Nanao fampisehoana tao manakara izy tamin'ny 07fevrier 2009 ...
Taty afara nanomboka nankafy ny zavamaneno toy ny Guittare sy Piano izy ka ireny tononkalo taloha fotsiny no nasiany feony

Gadona Roots ny azy ary hiram'pitiavana sy hira'fiderana no nisafidiny ho kaloina

Mankasitraka ny mpamaky rehetra
#Rado... 21/03/2017

Comments about Manda gabriel

No comment found

Manda gabriel's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1623