johnny gasy

Add a photo Submitted by https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
15/03/2003 13:43
johnny gasy's song 0 Click here
Hits : 1166
Likes : 0 Like
I Johnny gasy dia mpikambana tao anatin'ilay tarika malaza antsoina hoe RAOZIN'NY PARADISA ( ambadik'i Sahondra, etc...). Noho ny fidorohana zava-mahadomelina anefa, hono, no nahatonga azy nivadika lasa very saina. Ny mampalahelo anefa dia ankehitriny, miverina eo @sehitry ny zava-kanto indray ny tarika RAOZIN'NY PARADISA, saingy indrisy, fa very mpikambana iray. Ny niafaran'i Johnny gasy moa @ izao dia iaraha-mahalala fa nanary ilay gitarany hafahafa iny izy koa lasa mitory ny filazan-tsara indray eny an-dalam-be.....

Comments about johnny gasy

(15/03/2003 18:43)

johnny gasy's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0167