Jaig Jog

Add a photo Submitted by https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
15/03/2003 13:34
Jaig Jog's song 0 Click here
Hits : 1088
Likes : 0 Like
Izy ireo dia ry zalahy mpanao pop music itony na fantatry ny be sy ny maro hoe "boys band". Mbola clip iray ihany aloha no vitan-dry zalahy hatramin'izao ( mandeha @ Destination Malagasy - Television Record, foana ilay clip raha toa ka liana ianao hijery izany. Atsy ho atsy hono ry zalahy dia hanao hetsika goavana sy hamoaka album.... Ny momba ilay clipn-dry zalahy tokana dia natao tao @ gara Soarana ny ampahany, nisy ni-tourner-na teny Ivato Aeroport ny ampahany hafa ary ny sombiny farany dia teo anoloan'ny Centre Culturel Albert Camus. Volabe, hono, no laniny t@ izany an.... Mba hanandratana ny "boys band" eto Madagasikara

Comments about Jaig Jog

(15/03/2003 18:34)

Jaig Jog's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0103