Izy3
All photos...
Submitted by Dream 04/12/2024 05:40
Izy3's song 1 Click here
Hits : 354
Likes : 0 Like
More info
Tarika malagasy vao niforona t@ taona 2024 na dia olona efa nanana traikefa t@ Mozika aman-taonany maro aza. Ireto ny anaran'ny mpikambana sy anjara toeran'ireo mpikambana ao:Douglas Rakotonirina (Gitara sy Hira)
Fanilo Poppinès (Gitara sy Hira)
Antsaly Rak (Hira)
Hira voalohany vao namoahany raki-tsary "Tsy ho avy" izay hiran'ny tarika Mirah tany @ 20 taona mahery tany aloha tany
Comments about Izy3
No comment found
