EDEN

Add a photo Submitted by fhyeden
22/03/2017 17:41
EDEN's song 0 Click here
Hits : 397
Likes : 0 Like
Tarika niforona ny 23 marsa 2016 tany amin'ny faritra Fianarantsoa iny, izay mivohy ny gadona mavesatra. ahitana an' Fhy ny ao amin'ny micro, Riima kosa ny ao amin'ny fikapohana amponga maroanaka, Darivo hita ao amin'ny guitare solo, Man indray ao fitendrena bass, ary Rji ny ao amin'ny fitendrena guitare. EDEN hatrany reo zalah \m/

Comments about EDEN

No comment found

EDEN's song (0)

Audio not found

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102