Chorale de la Faculté des Sciences
All photos...
Submitted by Hatsarana 16/04/2004 03:00
Chorale de la Faculté des Sciences's song 0 Click here
Hits : 1598
Likes : 0 Like
More info
Avy nanao sortie tany Antsirabe indray moa ny chorale e! Io indrai dia tsangantsangana fotsiny e! Mba manala azy ny mpikambana rehafa avy nahavita ilay concert goavana teny AmbohimiandraComments about Chorale de la Faculté des Sciences
Hatsarana (27/09/2003 19:58)
Efa ho telo taona izay no niforonany.Hanao concert lehibe izy ireo amin'ny Alahady 28 septambra ho avy izao izay hiarahany amin'ny oniversity Antananarivo sy ny Commune Urbaine Antananarivo.40 no mpikambana mavitrika ao anatiny.Raha te hahafantatra ny momba azy bebekokoa ianao na koa hiaraka hiasa aminy dia antsoy ny 0324000260.
Manao ny karazana hira rehatra rizareo .
Ankafizo ary ô!
Manao ny karazana hira rehatra rizareo .
Ankafizo ary ô!
Chorale de la Faculté des Sciences's song (0)
Audio not found
