Chico
More info
" CHICO " dia Artiste iray voanisondrotra izy , avy any @faritra andrefany Madagasikara , zanaka mahajanga . Mitondra ny gadon-kira Afrobeat , Amapiano , Afrodill moa izy , marihana moa fa zanak'i Groupe Ni na Ni Ranoelison , zay efa nanana nilazany tao mahajanga koa ny rainy . 19 taona ny lehilahy ary efa mamiratra tokoa ao @Tambazotra tiktok ny hiran'i mitondra ny lohanteny hoe " LOVE " .Manana ho avy mamiratra eo @sehatrany mozika malagasy ity zandry ty satria voa 19 ans monja izy defa natsangana label iray anisan'ny tena mamiratra rah any Mahajanga (Western Label )
Comments about Chico
No comment found