Zaza kambana (Zozo sy Dorlys et FAKR)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Korana fa tsy vady avela ho antsena
Gny anahy eto ty niany
Laha koa diso antegna tsaray
Fa gny hevitra tsy azo tsy amen'olo maro

Ataoko angamba f'eto ty niany
Be ny mandiso anahy
Tsy vitsy koa anefa mino aho
Ny ho akamako

Aminay agny tsy ino
F'io zaza kambana io my
Ariana hono fa tsy azo tezaina
Gny raha nandrokaka aigna
Nitonoanao marary e
Nagnatsovan-jagnahary e
Zanakao naterakao
Ariana angahy

Antegna itogna izy gny aigna me lehibe
Amaraigna de hanambady
Gny olo aby io tsy hitovy karazagna
Gny hagnano ratsy tsy ho kely lalana
Tsy hay sakanana gny hisiagny
Aza misy anefa tsy hahitan-doza
Zanako naterako
Ho ariako

Aminay agny tsy ino
F'io zaza kambana io my
Ariana hono fa tsy azo tezaina
Gny raha nandrokaka aigna
Nitonoanao marary e
Nagnatsovan-jagnahary e
Zanakao naterakao
Ariana angahy

ZOZO sy DORLYS
--------
Link:
Comments
hery ( 19/04/2024 14:27)
Tsy azoko tsara ilay mpihira. Nihira an'ity koa i Fakr fa Zôzô zy Dorlys no tena nihira azy? Raha izay dia tsy maninona ampidiro indroa dia samy apetraka ny mpihira.
Amin'izay mora ny catégorisation.
misaotra
lantoaxl ( 24/04/2024 16:59)
Voalazanao. Zozo sy Dorlys no tena namorona ilay hira fony kaiamba fa ankehitriny dia navaozin'i Fakr ilay hira
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zozo sy Dorlys et FAKR
Hits : 132
Likes : 0 Like
Created by : lantoaxl
Date : 19/04/2024 13:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.076