Zaza Kambana (Zozo sy Dorlys)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Koragna fa tsy vandy avela laha ho antsina
Gny anahy eto gniany
Laha koa diso antena tsaray
Fa gny hevitry tsy azo tsy amian'olo-maro
Ataoko angamba f'eto ity gniany
Be ny mandiso anahy
Tsy vitsy koa nefa mino aho
Ny ho akamako

Fa aminay agny tsy igno
F'io zaza kambana io my!
Hariana hono fa tsy azo tezaina
Ny raha nandrotrak'aina
Nitognoanao marary ê!
Nanan-tsôvan-janahary ê!
Zanakao naterakao
Hariagna angay ah!!

Antena tôgna izy gny aigna me ho lehibe
Amaraigna de hanambady
Gny olo aby io hono tsy hitovy karazagna
Gny hagnano raha tsy ho kely làlana
Tsy hay sakanana gny hisiagny
Aza misy nefa tsy hahitan-doza
Zanako naterako
Ho ariako!!!

Fa aminay agny tsy igno
F'io zaza kambana io my!
Hariana hono fa tsy azo tezaina
Ny raha nandrotrak'aina
Nitognoanao marary ê!
Nanan-tsôvan-janahary ê!
Zanakao naterakao
Hariagna angay ah!!
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zozo sy Dorlys
Hits : 221
Likes : 0 Like
Created by : PatBlock
Date : 12/03/2024 20:58
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0735