Rafotsy Anahy (YCKA'J)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola tsy ary nieritreritra isarak'aminao zah
IZY ko mbola ato ho tao oh !
Satria anao nagnova fiainako
T'agnaty 'nare jiab zato oh
Fa taminao zah vo paré
Ke tapa-kevitra ho marié
Zegny tegna sérieux
Ko tsy matoky anontania olo amnay

Na maro fakam-panahy
Zegny tsy ampiova anahy
F'efa anao rôh ninah
Tiako rafotsy anahy
Viavy tsara fanahy
Sady magnaja an'ahy
Donc efa anjaran'ahy
Tsy foiko rafotsy anahyy

Mbola tsy ary niertsertry ny hamitaka anao zah
Vadiko tiako oh
Lasanao iaby ny fitiavako
Izy jiaby anaty foko t'ato oh
Ary hajaiko anao
Ho tiaviko amin'ny foko manontolo
Vadiko anao tsisy ahasolo
Ho tiaviko mandra-pahafaty anao
(Oh ou oh)

Na maro fakam-panahy
Zegny tsy ampiova anahy
F'efa anao rô ninah
Tiako rafotsy anahy
Viavy tsara fanahy
Sady magnaja anahy
Donc efa anjaran'ahy
Tsy foiko rafotsy anahy
(Rafotsy anahy)

Tiako rafotsy anahy
Oh rafotsy anahy ( rafotsy anahy)

Na maro fakam-panahy
Zegny tsy ampiova anahy
F'efa anao rô ninah
Tiako rafotsy anahy
Viavy tsara fanahy
Sady magnaja anahy
Donc efa anjaran'ahy
Tsy foiko rafotsy anahy

Mbola tsy ary nieritreritra isarak'aminao zah
IZY ko mbola ato ho tao oh !
Satria anao nagnova fiainako
T'agnaty 'nare jiaby zato oh
Fa taminao zah vo paré
Ke tapa-kevitra ho marié
Zegny tegna sérieux
Ko tsy matoky anontania olo amnay

Mpandika : Don Ulreek ( René Donito )
Contact : 0343126962
E-mail : donsdonito@gmail.com
--------
Link:
Comments
hery ( 26/09/2020 10:49)
Jereo fa efa misy ato daholo ny hira apetrakao

Ito izao dia ao amin'ny https://tononkira.serasera.org/hira/yckaj/rafotsy-anahy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : YCKA'J
Hits : 942
Likes : 1 Like
Created by : don20
Date : 26/09/2020 11:00
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0736