Hiady ho anao (ft twoki) (Wendy Cathalina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza indray no ahitako olontsotra toa anao iny re ry malala a
Ra misy ny tsy ampy, ampiko izay marary anao io ka lazao ahy?
Ka efa tia anao mandrakizay a!
Lainga raha ny ankoatrizay a!
Ny ampijaly anao aloha efa fay a!
Tsy ataoko intsony intsony reny f'aza manahy!
Fa efa enao enao oa ny ankiziko,
Izay momba anao rehetrarehetra ankafiziko.,
Ny mpialona an-tsika ampanginiko de
Antsika sy ianao oa ny piste oh oh oh!!

Fa ny hitia anao aloha tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
Hangataka anao, ampiakatra anao, hamalifaly anao no tanjoko oh!
Ka na ilaina hatramin'ny sandriko aza,
Raha toa ka ho ianao io dia za tsy handa zany,
Fa hiady ho anao, hitady ho anao,
Ka na mbola hiala hatramin'ny aiko aza hiady aho


Tandrignesa vadiko,
Za koa anie mba mandigny
Fo ny ato an'tragno, fa magnontany
Mba ombiagna ngyah
Aiko fa tianao io kouni zaho
Zegny matonga za mbola eto ngyah
Ilay fiaragna atsika roa tiako hateza
Kai mba miangavy ajanono agny ilay mifamaly
Kai mahazo matoky anao baby
Za koa ne mba mankatia
Zay raha ho isy akeo
Na tsiky na alahelo
Iarahantsika mankafy


Izy koa hitia anao tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
Miamby ampakarinao, angatahinao
Hamalifaly anao koa tanjoko
Ary ny mba tegna satriko angyah
Izy koa ilainao zah tsy andà zany
Fa vonogno agnano izay sitrakao
Hiara maty aminao io za tsy hialà


Ka eny ary fa enao aza manahy tsony
Ireny fahadisoako rehetra ireny ialako tsiny
Ny hifamaly aminao angamba tsy hisy intsony
Fa ny foko efa anao ataovy an'tsaina iny


Fa ny hitia anao aloha tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
Hangataka anao, ampiakatra anao, hamalifaly anao no tanjoko oh!
Ka na ilaina hatramin'ny sandriko aza,
Raha toa ka ho ianao io dia za tsy handa zany,
Fa hiady ho anao, hitady ho anao,
Ka na mbola hiala hatramin'ny aiko aza hiady aho


Izy koa hitia anao tsy ho laviko
Ny ahasambatra anao no tadiaviko
Miamby ampakarinao, angatahinao
Hamalifaly anao koa tanjoko
Ary ny mba tegna satriko angyah
Izy koa ilainao zah tsy andà zany
Fa vonogno agnano izay sitrakao
Hiara maty aminao io za tsy hialà
--------
Link:
Comments
new_rff2020 ( 30/04/2020 15:24)
tsara e!!!!!!!!!!!!
LIMBY ( 30/04/2020 23:31)
Misaotra eh!!!
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Wendy Cathalina
Hits : 5360
Likes : 2 Like
Created by : LIMBY
Date : 28/04/2020 23:03
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7231