Ny feoko (Vonjy Bekily)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny feoko no itarainako amin'ny JEHOVAH
Ny feoko no ifonako amin'ny JEHOVAH
Loarako eo anatrehany ny fitarainako
Ambarako eo anatrehany ny fahoriako

Ref:
Raha reraka ato anatiko ny fanahiko
Dia fantatro ny alehako
Eo amin'ny lalana izorako ouh
No nanafenany fandrika tononkira.serasera.org ho ahy

Jereo eo ankavanana ka izahao
Fa tsy misy olona mahalala ahy
Foana avokoa ny fiarovana ahy tsy misy miahy ny fanahy
Mitaraina aminao aho JEHOVAH alcdifm ô oh

Ref:
Hoy izaho ianao no aroko sy anjarako
Eo amin'ny tanin'ny velona
Henoy ny fitarainako fa reraka indrindra hhgtio aho
Vonjeo amin'ny mpanenjika ahy,
Fa tsy leoko ireny e!e!e!
Avoahy hiala amiko
Mba hiderako ny anaranao,
Manodidina ahy ny marina a,a
Satria qmaiuu nanisy soa ahy ianao
Satria nanisy soa ahy ianao


Salamo:142.1

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vonjy Bekily
Hits : 1537
Likes : 0 Like
Created by : Davcascia
Date : 07/10/2017 10:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391