NY INDRAFO (Vonivato)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY INDRAFO

Ny indrafo sy gllxf ny fiantranao
No trqva naha-toy izao anay
Amboarinao ny lalako
Ho tafita soa arý
Arovanao tsinjovinao
Fa tianao izahay
Toloranao fiadanana
Sambatra sy tretrika
Izay manana Anao
'Zao rehetra izao
Miara-miasa ahasoa
Araka izay sitrakao
Na tononkira.serasera.org soa na ratsy indrindra koa
Fa Ianao mpitantana
Fitiavana mandrakizay
Tsy miova ho doria
No hitiavanao anay
Hiara-monina tokoa
'Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
Fitiavana mandrakizay
Tsy miova ho doria
No hitiavanao anay
Hiara-monina tokoa
'Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
'Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
'Zaho sy Ianao
Noho ny indrafo
'Zaho agrsbt sy Ianao
Noho ny indrafo

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vonivato
Hits : 635
Likes : 0 Like
Created by : Arofenitra
Date : 09/06/2024 09:31
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0581