Afaka aho (Vincent Andrin'ny Aina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tao tononkira.serasera.org anatin'ny lalina
no nanafahanao ahy
Nakipinao ny masoko
Tsy hijery ireny lfwezqg intsony
Ny ditrako sy rxgfpon ny hadalako
Fitiavan-dratsy sy fitiavan_tena
Dia nohodianao tsy hita akory
Fa nofafafanao tsy hisy intsony;
Ireo fahavaloko
Hotiaviko ihany koa
Ireo namana tena hàlako
Ireo no hanatonako
Homeko ny fitiavan'ny Kristy
Ireo mahantra koa, traboina tsy mitafy
Mila vonjy sy mihafy
Ampio uxhdpaui izy mba tsy ho irery
Afaka aho tamin'ny gadrako
Ny aretiko nositraniny
Ny otako izay namatotra ahy
Noesoriny tsy ho amiko
Afaka aho...
Ka andro sisa hianako
Hoentiko hanompona Anao
Hizarako ny fitiavanao
Ho an'ny vahoakanao
Faly ery izany fo
Fa momba anao ilay Tsitoha
Antsoy Jesoa ho Tomponao
F'Izy efa miandry anao
Ka atolory azy ny fonao
Matokia azy fa marina Jesoa
Tsy handao anao mihitsy Izy
Fa Masina ny Teniny:
Afaka aho...
Afaka aho...
no nanafahanao ahy
Nakipinao ny masoko
Tsy hijery ireny lfwezqg intsony
Ny ditrako sy rxgfpon ny hadalako
Fitiavan-dratsy sy fitiavan_tena
Dia nohodianao tsy hita akory
Fa nofafafanao tsy hisy intsony;
Ireo fahavaloko
Hotiaviko ihany koa
Ireo namana tena hàlako
Ireo no hanatonako
Homeko ny fitiavan'ny Kristy
Ireo mahantra koa, traboina tsy mitafy
Mila vonjy sy mihafy
Ampio uxhdpaui izy mba tsy ho irery
Afaka aho tamin'ny gadrako
Ny aretiko nositraniny
Ny otako izay namatotra ahy
Noesoriny tsy ho amiko
Afaka aho...
Ka andro sisa hianako
Hoentiko hanompona Anao
Hizarako ny fitiavanao
Ho an'ny vahoakanao
Faly ery izany fo
Fa momba anao ilay Tsitoha
Antsoy Jesoa ho Tomponao
F'Izy efa miandry anao
Ka atolory azy ny fonao
Matokia azy fa marina Jesoa
Tsy handao anao mihitsy Izy
Fa Masina ny Teniny:
Afaka aho...
Afaka aho...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Vincent Andrin'ny AinaVisites : 1201
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pillarandri
Date : 08/08/2019 11:10
