Misy fetra (Twg & Nyo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
I-Adino sahady ve ?
Izaho sy ianao mandrak'izay
Ny lokalokanao,ny filafilanao
Ny toky izay milaza fa tsy hifandao
Mijaly aho miangavy
Ma baby aza hariana
Tsy mbola tofoka aho ny mitalaho
Miaritra fahoriana,
noho ianao ry tiana
Tsy haiko raha mba tsapanao?

Bridge:
Tia loatra aho mbola averiko anao
Tia loatra aho tena tia loatra aho
Tia loatra aho mbola averiko anao
Misy fetrany...misy valiny...

Ref: X2
Tsy mino aho fa izay no izy
Adino mora ny momba ahy
Sao nenina any aoriana
Resy aho dia mangina
Misy fetrany X4

II-Adino sahady ve?
Ny fikasana izay atao
Indrisy fa mora aminao,tavela
aho,Very aho,ianao nandao
Tsy misy tsiny rehefa izay no mety
Mangidy fa ahy aloha ny ahy
Sarotra izany tsy sahy
Tsy satry fa izay no tianao
Tsy afaka hitazona izay te handao
Mihevera ianao X3
Misy fetrany na zatra aho


Bridge:
Tia loatra aho mbola averiko anao
Tia loatra aho tena tia loatra aho
Tia loatra aho mbola averiko anao
Misy fetrany...misy valiny...

Ref: X2
Tsy mino aho fa izay no izy
Adino mora ny momba ahy
Sao nenina any aoriana
Resy aho dia mangina
Misy fetrany X4

III-Tsy anjara izy fa tsy hiantso tody
Raha mandao no hitany fa mety
Tsy hiangavy farany intsony
Mangina sisa fa resy


Ref: X4
Tsy mino aho fa izay no izy
Adino mora ny momba ahy
Sao nenina any aoriana
Resy aho dia mangina
Misy fetrany X4
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Twg & Nyo
Hits : 1875
Likes : 2 Like
Created by : Tatr
Date : 06/05/2016 10:48
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0724