Tia be anao (Tsik'man)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Avelao oa zah, avelao oa zah e!Mba tena hitia anao @ fo feno fitiavana
Tena tiako ianao, izaho hanaja anao e!
Iriko tanteraka akia ny hasambatra andry
Avelao oa zah, avelao oa zah e!
Mba tena hitia anao @ fo feno fitiavana
Tena tiako ianao, izaho hanaja anao e!
Iriko tanteraka akia ny hasambatra andry
Efa dify ny masoandro,
mihamaizina ny andro
Ny jiro ity tsy misy
Tsy aleo ve mitsitsy
Fa fitiavako anao ihany no nahatonga ahy nakaty
Fa ny antsika e! Tsy kilalao sanatria

Fa fitiavako anao ihany (akia cherie) no nahatonga ahy nakaty
Fa ny antsika e! Tsy kilalao sanatria
Fa ny antsika e! Tsy kilalao sanatria
--------
Link: