Babonao (Tonton Rafily)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lehilahy: Babonao e ny foko
Babonao ry Tompo
Tia Anao aho ka anjakao xqopp re ny foko
Mangotrakotraka ato anatiko
Mientana zay tsy izy
Ny foko babonao tsy an-tery fa safidy
Nataonao ho sakaiza aho fa tsy hoe mpanompo
Notiavinao na dia ratsy sy maloto
Babonao tanteraka aho
Babonao ambongadiny
Satria ny fitiavanao ahy
Tsy mba hoe mila tambiny
Ref: Omeko anjakanao daholo
Saina vatana fanahy
Satria sarobidy loatra e
Ny nanavotanao ahy
Famonjena tsy sandaina
Tsy hoe mba mitaky valiny
Izaho koa tononkira.serasera.org hanolo-tena fa babonao
Babonao ambongadiny
Vehivavy: Jesoa Tompo malala abwrblp ô
Ry ilay tiako sy lalaiko
Ny fitiavanao ahy
Ho koloiko sy hajaiko
Omeko Anao e ny foko omeko Anao ambongadiny
Fa Ianao irery anie no bugwgho tena Mpanjakany
Maro ireo rendrarendra
Izay misarika ny loha
An-koso-bolamena mamiratra tokoa e
Mitady hividy ahy hovidiany an-tsinjarany
Ny foko anefa tsy zaraina fa omeko Anao ambongadiny
Ref. x2 (duo)
Izaho Jesoa hanolo-tena fa Babonao, babonao ambongadiny!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tonton RafilyHits : 4570
Likes : 0 Like
Created by : Tefiniaina1
Date : 29/10/2015 14:29