Ampidiro aloha ny tenimiafina
NAMAKO (TOKY NIAINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Namako ô mihaino ahy ianao
Taona maro be dia be no efa nahalalako anao
Hatrizay tsaroako avokoa
Ireo fanompoana niarahana nanao
Namako ô tohizo ny ezakao
Na ny asa mbola atao tsy ho ambanin'javatra
Mandrapaha-vita ny adinao
Miorena tsara mba ho todisoa ianao
REF :
Indro izaho aty mivavaka ho anao ry namako ô
Izay no azo atao dia mahereza ianao, ka mandrosoa
Manohera ny asan'ny satana tsy handavo anao
NY fanevanao no hatsangano
Mino aho, fa raha hoavy ny andro
Ho vita ny asa ety dia ho antsoiny ianao
Jesosy miandry anao, tsy ho very ianao nihazakazaka
Izaho koa hanao izay fara-heriko, mba ho toa anao
Mba tsy ho diso tononkira.serasera.org anjara aho, fa hiara-paly aminao,
Ry namako ô!!!
Namako ô, indro fbwcvs lazaiko anao
Tsy mba nanenenako ny andro nahalalako anao
Ka izao hira atolotro izao
Hahatsiarovanao izay fiarahana hatrizay

(X2)

Jesosy jabrql miandry anao, tsy ho very ianao nihazakazaka

Mba tsy ho diso anjara aho, fa hiara-paly kuji aminao,
Ry namako ô!!!
Nah nah nananahhh nahhh!!!!
A/C : TOKY NIAINA RASOLOMANDIMBY

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TOKY NIAINAHits : 1373
Likes : 0 Like
Created by : 0341131376
Date : 01/01/2022 16:42