Harena Tianay (TINOU ROVEL)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Harena tianay, fanomezana soa,
Nentin'Andriamanitra tononkira.serasera.org ho anay eto an-tany.
Ny tsikinao mamy mampifaly ny fo,
Ianao no kintana mamiratra ho anay.


Na mbola kely aza ianao ankehitriny,
Dia feno hafaliana ny fonay noho ianao.
Hotrotroinay am-pitiavana hatrany,
Harena sarobidy, qnjuwgk tena tianay ianao.


Refrain
Harena tianay, ry zanakay malala,
Ianao no fifalianay isan'andro izao.
Ho eo anilanao izahay, tsy handao anao,
Harena tianay, ho dbqgzg tianay mandrakizay ianao.


Hitombo ianao uxznushy ka hanana ny lalanao,
Hisy ny andro hifaliana sy ny sedra hatrehinao.
Fa ny fitiavanay tsy mba hiova aminao,
Ry Harena tianay, hotahin'Andriamanitra anie ianao.

Auteur + Compositeur + Arrangeur = Ravofaravelo Tinou Rovel

--------
Link:
Comments
Tinou25 ( 21/10/2026 23:32)
Faly miarahaba antsika rehetra mpikambana.
Tongasoa ato n'y tenako izay marihako fa misehatra anaty famoronana ny mozika Ary Sady mpamorona no mpitendry Ary ny hira izay raiketiko ato Dia ahitantsika solfa MBA hanamora ny fomba fihirana azy na variété na évangélique.
Dia mankasitraka bé Dia bé ny mpamorona izao application izao fa mahafinaritra tompoko.🙏🧡❤️💙💚
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TINOU ROVEL
Hits : 17
Likes : 0 Like
Created by : Tinou25
Date : 21/10/2026 23:27
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303