Gasikara (TFD)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv's & landô
Tsika rehetra de samy gasy
Ka aza misy mifanaratsy
Na aviany atsimo n'aviany avaratra
Gasy daholo ka adao hitambatra
N'avy andrefana na atsinanana
Samy manaja ny fiavanana
Ka samia mvavaka tsika rehetra
Fa gasy mandroso no tarigetra

Nadih
Madagasikara tanin drazanay
Andao tsika jiaby mba itambatra ho iray
Ndao tsika androany mba iaraka hivavaka
Efa ita fa le ray tsy mba manavaka

Mafiluh
Ôry malagasy namana henoy kely ity
Dadabe anay nampianatra hifankatia
Lova tsara indrindra hiaro hoan'ny tanindrazan
Tsisy fotsy tsisy mainty
F itady fivoharana
Ampiakaro ny toen_tsaina de tandroy ny fiavanana
Samy mandray anjara mba itondra fiadanana
Andao ary mba hiezaka itady izay mahasoa
Misaotra anao ry ray tamin'ireo zavatsoa

Ref:
Gasikarae
Tanindrazanay
Gasikarae
Io lay nosinay
Gasikarae
No fonenanay
Gasikarae
Ilevenanay

Tsika tanora mihevera tena
F'isika no wavin'ny firenena
Manomboka androany zah manatena fa isika ho fitaratra hojerena
Ray aman_dreny tanora zaza
Mandraisa
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : TFD
Hits : 1687
Likes : 1 Like
Created by : landorandrianarivelo3
Date : 30/07/2017 11:20
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0742