Hevitra momba ny ATAO ANIE NY SITRAPONAO

Hiverina amin'ny ATAO ANIE NY SITRAPONAO Hampiditra hevitra
Nomena019 ( 23/09/2025 15:25)
Ahatsiarovako ny hatanorako ery izy izany. Sao mba afaka manome feno an'ilay hira Mr @Mitabeloha
hery ( 12/10/2024 08:57)
Tsara tokoa. Raha ny teny malagasy tokony hoe Hatao no izy fa ry zareo tompony koa aza nanoratra hoe Atao :-)
dahfara ( 11/10/2024 20:44)
Mankasitraka indrindra

nohenoiko fa tena tsara be ☺️
Mitabeloha ( 11/10/2024 15:53)
Tao amin'ny pejy facebook sy youtube no nakako azy
dahfara ( 11/10/2024 15:49)
Tena mbola tsy reko ity hira ity,
Mba afaka misy mandefa ve hohenoina?
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1735