AMPIO AHO (Tarika SLK Fjkm Zoara Fanantenana Ambohipo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampio aho ry Tompo tia,mba hanao ny sitrakao
Aza avela hiriaria fa hanara-dia Anao
Fa raha izao hita rehetra izao
Fahasimbàna tsy voafetra
Ö arovy ity ondrinao,fa mitalaho
Mitalaho Aminao
Tsy ho voahefako irery ny handresy ilay ratsy
Raha tsy ianao no mampahery
Mampitraka ahy sy mijery
tononkira.serasera.org Ny fitiavanao tsy foiko,tsy mba hisy hahasolo
Ka indro izany fa ventsoiko hideràna Anao daholo
Ampio aho mba hanara-dia, hizotra amin’ny làlanao
’Reo fahotàna sy ireo siasia ho lavitra Anao
Fa ny ho eo akaikinao ry Ray
Famonjena tsy voavidy
Lavitra ahy ireo fakam-panahy
Fahasoavana fiadanana mandrakizay

rmbz Mampitraka ahy sy mijery
Ny fitiavanao tsy foiko,tsy mba hisy hahasolo

wloogr Tsy ho voaefako irery ny handresy ilay ratsy

dxajwus

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tarika SLK Fjkm Zoara Fanantenana AmbohipoHits : 3574
Likes : 0 Like
Created by : Tatatsiresy
Date : 10/08/2006 15:31